mardi, mai 10, 2016

FAMPANDROSOANA NY TANANA

Efa diamampolo taona zao no mahantra ihany.
Sao de lay fanontaniana no tsy mipetraka tsara, sao de lay tadiavintsika mintsy no tsy mitovy amin'ilay zavatra tovonintsika ho an'ireo vahoaka tinendry?
Rehefa nandalo teny amin'ny tanana aho de mahita fa lavitra be mihintsy amin'ireo vahoaka ireo. Tomobilina 4X4 no nentiko teny ambanivohitra tamin'ny voalohany, baolina foot 4 anefa no notadivin'ireo tanora tao Andranonanahary
Niverina fanindroany indray aho, nanome omby ho vonoina tamin'ny famadihana, nangalarin-dry zalahy inday ny hena, ny lasantsy namelonana ny groupe électrogène dila.
Noho izany, apetrao tsara ny  fanontaniana, inona no tian'ireo olona ireo? Tsy lalana velively, tsy rano akory aza...Amiko de tsy mitombona akory ny fandrefesana fahantrana eran-tany. F'angaha moa mila 1 € isanandro isika vao velona sy sambatra.
 Raha mipetraka any an-tanana aho ka mandray 1€/jour de pata be mintsy. Avadika ny paika omeo vola 100 € ny fokontany any Ramainandro, avelao izy, hifampijery io vola io, fa mande tsara ny fampandroasoana.
Fehiny tsy mitovy velevely ny tadiavin'ny olona any an-tanana sy ny fijerintsika avy aty ivelany.
Raha manome akanjo sy kiraro isika de jereo tsara ny cible.
Manana Association efa manana traikefa amina structure iray izahay, raha mila fanampiana. 
Merci