samedi, avril 10, 2010

NY HEVITRA TERA-BARY

Miarahaba ny PISERA rehetra.
Manaraka ity serasera ity ihany rehefa manam-bola handoavana internet, efa antaonany maro izay. Marihina amin'izany fa manao lalan-kintan-KISOA daholo ny ankamaroan'ny mpisera eto. Amin'izao fotoana izao de ny fanenjehana ny HAT sy ny TGV no mafotaka eto. T@ 2002 de nilelaka an-ndr8. Amin'ny lafiny ray de tsy misy maharatsy izany fa ny mampalahelo de kely tadidy daholo ianareo mianakavy.
Apetrao @ laoniny aloha ny tantara.

1-Inona no nahatonga ny Revolution Orange?
Marc Ravalomanana 4 mandats pour finir la construction par Eugène R.
L'Express de Madagascar, Edition n° 3601 du 09-01-2007
Avec sa force actuelle, l’opposition ne peut pas jouer le rôle de contre-pouvoir. Ce qui faciliterait la marche du président réélu Marc Ravalomanana vers un troisième ou un quatrième mandat...
Avy eo nisy ny SAKOROKO raha ts'zany na mandrapahafatiny aza ny RAINAREO prezidà teo foana. Aza kely ati-doha fa raha tsy fanonganam-panjakana na zay ilazanreo azy tsy niongana teo mihitsy izy. Zao nareo mitady oe hiverina @ LEGALITE, (mieritrereta). Avy eo lazainareo fa ny HAT ndray no namono olona teny Ambohitsorohatra (Lundi noir)...

2-Famine dans le Sud Déjà des victimes
Madagascar Tribune, N° 5451 : Mercredi 03 Janvier 2007, Alphonse M.
Contrairement aux informations véhiculées par certains médias, le « kere » (famine) qui sévit dans le sud de l’île a déjà fait des victimes. Selon notre source, faute de nourriture, des pertes de vie humaine ont été signalées dans la région de l’Androy sans compter la quasi inexistence de l’eau. Les femmes et les enfants sont les plus touchés par ce fléau. Sur le marché, les bétails sont bradés pour pouvoir acheter des aliments...
Lazainareo fa ny HAT no mampahantra antsika, ny fahantrana efa teo foana fa aza dondrona, ny vola any am-paosiny DADANAREO. Tsy hiova akory izany na iza na iza hitondra fanjakana eo. Amboary ny saina de hamafiso ny lalàna. Trafique de Bois de Rose, d’influence, de corruption, fa ahoana e! Iza no nanomboka lay fintrandrahana bois de rose??? efa teo anie reo hazo ireo vao tonga teo ny HAT e! Tsy manadio an-dry zalahy akory, fa nareo be vava reo ve raha nahita ny saosy nihanahana teo de ahoana???
Des milliers de Malagasy qui ont perdus leur travail ? Ny fianakavinako koa ao anatin'izany, tsy maninona io fa reveo, rehefa manendy atody ts'maintsy misy vaky. Tadidio fa na ho ela na ho aingana de ts'maintsy ho foana ny tsena hafak'haba (zone franche),nitontona @ zao fotoana zao zany.
Des MILLIERS D’ENFANTS et de familles qui sont à la rue, sans nourriture, sans foyers, vivant au jour le jour. Zany indrindra no mila fanovana, tsy vao androany akory no misy izany, ary aza manao ririnin-dasa tsy mba tsaroana fa io resaka io foana no nahatonga ny SAKOROKA teto DAGO, 1972 à 2002 en passant par ceux de 1991 et 2001 na 2009, vokany rà mandriaka no narotsaka teto @ FIRENENA.

3-FEHINY: Na nareo any andafy any aza de hafahafa fisainana tsy mahatanty zany DEMOKRASIA zany. Tsy eken'ny sainareo raha tsy mitovy hevitra ny olona rehetra. Ataonareo anaty harona ray daholo ny olona rehetra ao @ HAT ary tsy maintsy mitovy fisainana. Olona samihafa daholo anie ireo e! ao ny mpangalatra tsy misaina afa-tsy ny hanolana volam-bahoaka, ao ny mpitady seza, ao ny mpanao polifika masiso hatramin'ny 1960, na zany aza ao koa no tena misy TIA Tanindrazana. Ireo no atao oe vahoaka malagasy ary hevitra ray no tanjona "HANOVA ZAVATRA" repoblika faha 4.
Aoka isika samy malagasy no hifandamina, ary raha mety rebireben'ny RENIMALALA na ny firenena hafa any de reveo ao fa antsika, mba LEHIBE @ zay fa efa 50 taona zao.
Hatreo aloha fa vonona hifanandrina aminareo aho.
"il faut toujours se référer à l’histoire pour pouvoir mieux se repérer et améliorer les choses. Ou à les corriger. Un pays qui n’a pas de source historique, flotte".(OLALA,Me Willy Razafinjatovo)

Des piques aux détracteurs du régime
Midi Madagascar, Parution N° : 7729 du 10 janvier 2009 Recueillis par Dominique R.
Marc RAVALOMANANA. « Pour ceux qui s’aventurent à fustiger le régime, nous serons intraitables », a averti le président de la République...

OppositionLe CRN mobilise certaines régions
Midi, Parution N° : 7493 du 2 avril 2008 par Fano Rakotondrazaka
...Les dirigeants du CRN réunis hier à la villa Elisabeth...Le membre fervent du Comité pour la réconciliation nationale (CRN), Tabera Randriamanantsoa, a fait un bilan de 1882 détenus politiques depuis l'avénement de Marc Ravalomanana au pouvoir. Il a annoncé hier, à la villa Elisabeth, que l'identité de ces personnes, ainsi que les conditions de leur détention feront l'objet d'une publication prochaine.

Raha ny akama no mangetotra de tsy maimbo fa raha ny hafa de mampi-degôba.

Aucun commentaire: